NOELY FIFALIANA
Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
NOELY FIFALIANA
1-Noely fifaliana, noely fihobiana
Fa teraka ho antsika
Ao an-tranonon’omby
Ilay mpanjaka
Ref: Andeha isika hiara-hidera
Ka hihira mafy hihoby hoe
Voninahitra any amin’ny avo indrindra
Ho an’Andriamanitra
2-Venteso hanakoako
Ny hira fiderana
Ho an’ilay mpanjaka
Ilay mpanjaka, be voninahitra