NOELY FETINAY JESOA
Feon'ny fiderana
NOELY FETINAY JESOA
(Noely fetinay Jesoa ilay hira tsara feo
Fa teraka ny Tomponay Mpanjaka lehibe
Injao ny hira masina hobio manao hoe:)×2
HALELOIA voninahitra
HALELOIA voninahitra
HOSANA e HOSANA e HALELOIA
(Noely fetinay Jesoa ilay hira tsara feo
Fa teraka ny Tomponay Mpanjaka lehibe
Injao ny hira masina hobio manao hoe:)×2
HALELOIA voninahitra
HALELOIA voninahitra
HOSANA e HOSANA e HALELOIA