Noely eran-tany

Antoko Mpihira MORIA

Noely eran-tany


Noely eran-tany, Noely sambatra
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny ho anay
Ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin’ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry Jeso izay nandao
Ny lanitra, hamonjy anay


Izao tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny anaranao


Izao tontolo izao
Hidera indrindra Anao
Izao tontolo izao
Mankalaza ny herinao


·