NOELY ERAN-TANY

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

NOELY ERAN-TANY


Noely eran-tany
Noely sammbatra
Fa ny Zanaky ny Ray
E, nomeny ho anay
ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin’ny voavonjy
Manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
ry Jesoa izay nanao ny lanitrao hamonjy anay


Izao tontolo izao midera
mitsaoka ny Anaranao
Izao tontolo izay mihira
Manandratra ny lazanao


·