NOELY
AMPIZIFA
NOELY
Tao an-tranon’ombin’ny Bethlehema
No nisehoan’ny Famonjen’izao tontolo izao
Fa tao no teraka Jesoa Ilay Mpanjakantsika
Nitondra jiro sy fahazavan’izao tontolo izao

Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao

Asandrato mafy ny feonareo
Hanakoako eran-tany hanambara hoe:
Jesosy re no teraka ho avotra ho antsika
Izy irery ihany no hanafaka ny otanao
Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan’izao tontolo izao
Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan’izao tontolo izao…
Noely ô! midera anao izao tontolo izao
Fa fifaliana tsy hay vidiana no natolotrao
Nitondra jiro sy fahazavan’izao tontolo izao
Nitondra jiro sy fahazavan’izao tontolo izao
Nitondra jiro sy fahazavan’izao tontolo izao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)