Noely
Groupe NAINA
Noely
Noelim-pihobiana e!
Noelim-pifaliana
Noely andro tsara e!
Tsara noho ny tsara
Mamelombelon’aina
Manala ny taraina
Manome fifaliana
Manala hakiviana
Manova ny fijery
Handroso amin-kery
Mampiakatra finoana
Handroso ara-panahy
Anjarako tsy foiko
Jesosy tsy soloiko
Fa Izy irery ihany
Raha mbola eto an-tany
Hatrany an-danitra any
Izy no tokiko