NOELIN'AINA

STK FJKM Ambatomena Antananarivo

NOELIN’AINA


Noelin’aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao


Noelin’aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao


Teraka indray re Ilay Mesia
Faly sy ravo
Haleloia


Teraka indray re Ilay Mesia
Faly sy ravo
Haleloia


Haleloia Haleloia
Ka asandrato ny fihobiana
Hanakoako hatrany an-danitra any
Hirao ny Antema mahafinaritra


Haleloia Haleloia Haleloia
Ho an’Ilay Mpanavotra anao


Haleloia ampio Hosana
Haleloia Haleloia
Jereo ny fitiavan’i Jesoa
Famonjena tsy manam-paharoa
Derao ny Tompo
Derao re ny Tompo
Derao Derao fa be voninahitra


‘Lay Mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory Azy izao ny haja masina sy soa


‘Lay Mpanjaka tia anao
Tonga mba hamonjy anao
Atolory Azy izao ny haja masina sy soa
‘Lay Mesia Mpamonjy


Haleloia ampio Hosana
Haleloia Haleloia


Noelin’aina, aina vaovao
Ho famonjena izao tontolo izao


·