Noelim-pandresena

Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)

Noelim-pandresena


NOELIM-PANDRESENA


  1. Injao misy tomanin-jaza
    Toa manako avy ao an-tranon’omby
    Reo Anjely faly mankalaza
    Efa teraka ny Mpamonjy


Noely, Noely
Efa teraka ny Mpamonjy
Noely, Noely
Ilay masina tao an-tranon’omby



  1. Ilay Teny izay tonga nofo
    Ka nitondra ny Faamonjena
    Zazakely tonga mba hanompo
    Noely, Noely Fandresena


Noely, Noely
Indro tonga ny Faamonjena
Noely, Noely
Noely, Noelim-pandresena


·