No limit

Bodokely

No limit


Ianao no Alfa ’lay tsy miova
Ianao Omega mandrakizay
Manjaka aminkery Ianao Tompo o
Andriamanitry ny fahagagana


Tompo tsitoha ’lay Avo indrindra
Andriamanitry ny tsy hay atao
Rehefa miteny Ianao Tompo o
Tsisy mahatohitra Anao


(Hainao atao) x2 ny zavatra rehetra
Hainao atao Tompo o hainao atao ny zavatra rehetra


(Oh oh oh x2 hainao atao Tompo o ny zavatra rehetra) x4


(Mampahiratra ny jamba, ’lay mampiteny moana
‘Lay mpanao làlana anaty ranomasina) x2


(Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana) x2


[No limit x3 Ianao Jesoa] x2


Mampahiratra ny jamba, ’lay mampiteny moana
‘Lay mpanao làlana anaty ranomasina
Rehefa miteny Ianao, tsy misy mahatohitra
Rehefa miantso Ianao, tsisy mahasakana


[No limit x3 Ianao Jesoa] x2


(Oh oh oh x2 hainao atao Tompo o ny zavatra rehetra) x2


(Hainao atao) x2 ny zavatra rehetra
Non tsy misy tsy hainao


·