Nirina

None

Nirina


Nirina o ; Ianao no iainako eto antany
Tsy misy handrara ahy amin izany
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako


Nirina o; Ny olona ireo tsy mba tsara
Ka raha mba manana ho ambara
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako


(Refrain)
Rahoviana indray no hiaona
Tsy tafandy aho isan alina
Sasa-poana e, Nirina o
Itady anao


Nirina o, Iriako ianao mba ho eto anilako
Mba tanteraho ny sitrapoko
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako


·