NIKODEMOSY

NEW CALLED

NIKODEMOSY


Tantara iray no ho entinay ho anareo
Ao amin’ny filazantsara, ao no misy ilay tantara
Mety efa fantatrao ihany angamba izy ity na mety efa henonao na hoe tsia
Hiorenanao, hanaovanao izay voasoratra ao


Ao amin’ny Jaona toko fahatelo, andininy vohalohany hatramin’ny faha dimy


Indray alina izay, nisy lehilahy anakiray
Izy io fariseo sady mpanapaka ny jiosy rahateo
Lasa izy sady somary miafina mialokaloka amin’ny takotakona
Indro tazany avy lavitra ery ilay trano misy an’i Kristy


NIKODEMOSY


·