NIGADONA ILAY ORA
ANTSON'NY FAMONJENA (F.K.P.M.V. MAKEDONIA FAMONJENA)
NIGADONA ILAY ORA
Nigadona ilay ora, niaretanao ny jaly
Indro tonga ilay fotoana, nanoloranao ny ainao ry Tompo oh
Mba ho avotray mpanota, mba itondra famonjena
Mba ho avotray mpanota oh, nanaiky ianao tsy noterena
Nijaly ianao ry Tomp be fitia,
Niaretanao ny satro-tsilo
Ny kapoka sy ny fandatsana
Samy nanjo izany oh..
Karavasy mamaivay
De aveo nofantsihana indray
Nolefonina izany lanivoa
Niaretranao avokoa
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao,
fa avotray mpanota sy hery vaovao
Tsy ho very maina anefa lay ra nalatsakao
ahazoanay mandova, ny fiainam-baovao