Nifoha

Vlm Ampitatafika

Nifoha


Hatreo aloha ny amin’iny, Aoka izay
Efa fiainam-baovao no mitsena Ahy
Ireo lasa ratsiko rehetra teo aloha
Efa vohadiony avoko,
Ity Foko nahantra feno ratra
Nofenoiny fitia ,
Jesosy o! Noho ny Aminao dia velona Aho
Indro tonga , olom-baovao izao


Fanahy mahery anatiko,
Izay manosika Ahy, hanjohy ny lalanao
Fa Tompo mahery , no arahiko
Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA


Velona Aho, Velona Aho izao
Velona ho Anao


ooo ooo ooo !
Fa tena sambatra ny manana Anao
Mitombo fitia Analinao
Mahery aho misy Anao
Mialoka ambany helatrao
Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA (X2)


Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA
Velona Aho, Velona Aho izao


·