Niandry anao

MAGMA

Niandry anao


Efa ela ihany izay izaho no niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho nierikerika fa
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao tsy tonga ianao


Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
Niandry anao niandry anao
Ianao toa tsy hita,sa namilafila
Aiza ianao aiza ianao


Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tsy tonga ianao


Tsy andriko intsony,tsy hita ianao
Naleoko tony f’izaho vizana aaahhh! yeeh!


·