NENY

AMPIZIFA

NENY

Tsy misy na dia iray ety an-tany
Mahasolo anao ’lay niteraka ahy
Ô! ry Neny maminay, tsy ho adinonay mandrakizay
Ilay fitiavanao niharitra mba ho anay

Ry Neny ô! mivavaka ho anao izahay
Hotahian’ny Ray anie ianao
Ka ny fahasoavan’i Jesoa Tompo anie ho Aminao
Izahay zanakao, hiezaka hanaja anao

Tompo ô! tohanonao hatrany anie ity Reninay
Aza avelanao irery, fandrao ho reraka
Izahay ankohonany, ampianarinao hifankatia
Fa izany re no tena tian’i Neny

Indro apetraka Aminao ny fiainan’ity Reninay
Ianao Jesoa tsy hisaraka amin’i Neny

·