Neny

Lalatiana

Neny


Hotsaroako ombieny ombieny
Ny fitiavanao ry Neny.
Fa fitia tsy manam-petra,
Miavaka amin’ny rehetra.
Fitia tsy manam-paharoa
Vokatry ny fo tokoa.


Hotsaroako ombieny ombieny
Ny fitiavanao ry Neny.
Fa fitia tsy manam-petra,
Miavaka amin’ny rehetra.
Fitia tsy manam-paharoa
Vokatry ny fo tokoa.


Hotsaroako ombieny ombieny
Ny fitiavanao ry Neny.
Am-poko ao fa tsy am-bava
Ka tsy manana sahaza.
Fitia mamelombelona aina
Ka tsy takatry ny saina…
Neny !


Hotsaroako ombieny ombieny
Ny fitiavanao ry Neny.
Fa fitia tsy manam-petra,
Miavaka amin’ny rehetra.
Fitia tsy manam-paharoa
Vokatry ny fo tokoa.


Hotsaroako ombieny ombieny
Ny fitiavanao ry Neny.
Am-poko ao fa tsy am-bava
Ka tsy manana sahaza.
Fitia mamelombelona aina
Ka tsy takatry ny saina…
Neny รด!


·