Neny

Badi Jaona

Neny


Neny o,
Tonga izao lay fotoana natokako ho anao
Dia izao anio izao
Neny o,
Zahay zanakao tsy manadino
N’aiza n’aiza misy anao
Tsaroanay foana ianao
×2


Ref: Neny o, nihari-pijaliana
Neny o, nikarakara ianao
Neny o, na lehibe reto zanakao
Tsaroanay foana ny fitiavanao


Neny o,
Ifonako reo tsy nety,
Tsy nety vitako hatramin’izay
Ka nety nankarary fo
Fantatrao zahay zanakao
Mbola mila lay fitiavanao, lay fitiavanao


Ref: …


Interlude


Ref: ….
Tsaroanay foana ny fitiavanao} ×3


·