Ndeha torio
CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Ndeha torio
1- Sahia ka andeha Torio torio
Ny Filazantsara
Ny filazantsaran’i Kristy
Sahia ka andeha torio jeso
Manerana izao tontolo izao
réf: Tsy hangataka andro intsony aho
Nde hitory azy
ka hanolotra ny tenako
ho an’ilay Kristy
ka managataka ny herin’ny fanahinao
fa hitory mandra-maty
eny ho doria
Tsy ho menatra ny filazantsarany aho
fa hery famonjena ho ahy izany
ary fitiavana tsy manam-paharoa
tsy nantsoiny aho hoe mpanompo
fa hoe zananay
A/C : Andriamparany