'Ndao mba hiaraka
Handyh
‘Ndao mba hiaraka
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Refrain
Dia andao mba hiaraka
Hiara hifaly
Hiara hivazo sy hanalazy
Hifety androany
F’izay rehetra tsy nety omaly
Ajanony any
Ho ento aty ireo namanao hiara hikorana
Ireo disadisa izay nankarary andoha
Aza sainina intsony adinoy any aloha
Ireo tebiteby sy alahelo ao ampo
Mba tsy ampijaly dia fafao avokoa
Bridge:
Fa sangisangy sy hanihany
No hiarahantsika eto androany