Ndao hihira

SLK Ambohidroa

Ndao hihira




  1. Raha tojo hakiviana ianao
    Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
    Ny Tompo mapanantena fitsaharana
    Raha manantona azy




  2. Avia manatona ianareo
    Izay mahavesatra entana
    Fa izaho no anome fitsaharana




  3. Ho anao izay nomeny harena
    Sy ny fahasalamana moa mba nisaotra ve
    Sa tsy mba noheverinao akory
    Ny soa nataony




  4. Mahaiza misaotra
    Ianareo ry olombelona รด
    Fa sarobidy loatra
    Tsy azo vidiana ny fahasoavany




FIV
Ndao hihira, ndao hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny


·