Ndao hifankatia

AMEVIF(Efraima Vaovao FJKM Ifarihy Famonjena)

Ndao hifankatia


Jesoa ilay zokitsika
Jesoa lay namonjy atsika
Nampianatra tokoa mba hifankatia
Jesoa ilay tena tia
Izy fanilon’ny dia
Nampianatra mba haneo ilay fitia


Avy amin’ilay Ray ny fitiavana
Avy amin’ilay Ray ny fitiavana
Tiany isika hanam-pitiavana
Tiany isika raha toa mihavana


Mahafinaritra ny mifankatia
Mahasambatra ny miara-dia
Ndao hifankatia ndao hiara-dia
Mba ho tena mpianany


AMEVIF (Efraima Vaovao)
Auteur :RAJAONARIVELO Andriamparanjaka


·