Ndao

Imiangaly

Ndao


Ou ou ou …..


Toa maizina ny volana
Tsy hita izay haleha
Tampina ny lalana, toa hianjera
Hay ianao no ditsoka
Nakipinao ny masonao
Fa vovoka nanidina no nampanahy


Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it
Hey! tsy irery ianao f’akaiky eto izahay
Ndao mitrakà
Force and courage
Mitsangàna
We can hold it
Ndao! Mitsikia f’aza manaiky ho resy izany


Mpiray tampo sy ireo namana
Ianao nifidy anay ho havana
Isika izao iray fo sy fanahy
Tsisy haharesy antsika miaraka


Mety ho lavitra ny lalana raha variana
Fa, misy koa hoe rahona nanaloka
No sendra nahatohina
Mamiratra eny aloha ny tanjonao aza ariana
Aza ariana
Avia fihiniko fa reko ireo taraina
Hey yeah


Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it
Hey! tsy irery ianao f’akaiky eto izahay
Ndao mitrakà
Force and courage
Mitsangàna
We can hold it
Ndao! Mitsikia f’aza manaiky ho resy izany


Mpiray tampo sy ireo namana
Ianao nifidy anay ho havana
Isika izao iray fo sy fanahy
Tsisy haharesy antsika miaraka


(Instru)


Hey yeah
Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it
Hey! tsy irery ianao f’akaiky eto izahay
Ndao mitrakà
Force and courage
Mitsangàna
We can hold it
Ndao! Mitsikia f’aza manaiky ho resy izany Oh


Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it
Ndao mitrakà
Force and courage
Mitsangàna
We can hold it
Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it
Ndao mitrakà
Force and courage


Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it


Aza miondrika ao
Ndao mitrakà
Put your fist up
You can make it


Ianao nifidy anay ho havana
Fa isika izao iray fo sy fanahy
Tsisy haharesy antsika miaraka
No, no, no, no
Ou ou ou ……


·