NATOLOTRAO HO AVOTRAY
STK FJKM Ambatomena Antananarivo
NATOLOTRAO HO AVOTRAY
Ny ra nilatsaka ho avotray ry Tompo รด
Tsy mendrika ho anay vefa dia nafoinao
Ho fanavotana rero farahidiny
Ny ra nilatsaka tonga hivelomanay
Iza intsony re no sahy hirehareha
Raha nahita ilay hazo nijalianao
Ny hazonao Jeso no horaisiko hatrizao
Ary ho hatrizay ho fialofako