Nateraka indray

azofi fjkm ambohipo

Nateraka indray


NATERAKA INDRAY


Indro ianao efa nateraka indray
Dia ario ny fomban’ity tany ity
Ireo zava-poana namitaka tsy hay
Satria ianao natsangan’i Kristy


2/ Aza averina intsony ireo lasa taloha
Fa aoka ho feno fanantenana
Meteza hiova ary aoka hifoha
Fa Kristy hanoro izay hombana


Ref: Koa aoka ianao mba tsy hiahiahy
Fa mifalia aza asiana fandavana
Fa angataho hanampy ny Fanahy
Ary aza hadino ataovy ambony ny fitiavana


·