NANDRESY NY TOMPO (Mi) - Antsa-pahatsiarovana
APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
NANDRESY NY TOMPO (Mi) - “Antsa-pahatsiarovana”
Nitsangana e ! e ! e !
Nitsangana tamin’ny maty I Jesoa Tompo
Tsa nahatazona Azy tokoa re ny fasana
Velona ny Tompontsika ! Velona ny Tompontsika !
Niaritsa ny fampijaliana, dia maty ary nalevina
Mbola ho avy Izy e! Indray andro any
Hitsara ny olon-drehetra, aleloia!