N'AIZA NA AIZA MPANAZAVA
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
N’AIZA NA AIZA MPANAZAVA
Na aiza na aiza mpanazava
Ampiasao ny lalànao(2)
Dia ho faly lalan-dava ny manodidina anao
Tadidio ay nekenao isan’andro Tanisao
na dia reraka aza izao mbola hahazo hery vao
Tadidio zay nekenao isan’andro tanisao
na dia reraka aza izao!!
Mandrosoa, Mpanazava mandrosoa, Mijoroa!