Nahoana

APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana

Nahoana


Nahoana aho no hatahotra
Amin’ny andro ny fahoriana
Raha manodidina ahy
Ny haratsian’ny mpanenjika


Fiv :
Ireo izay mitoky amin’ny hareny
Mirehareha amin’ny haben’ny ananany
Tsy misy olona mahavotra
Ny rahalahiny akory
Na mahaloa ny avonavony
Amin’Andriamanitra


·