NA MANGIDY SY MAFAITRA AZA NY FIAINANA

Antokom-pihira Vetson'i Siona

NA MANGIDY SY MAFAITRA AZA NY FIAINANA



  1. Na mangidy sy mafaitra aza ny fiainany
    Feno sedra, feno sakana ary fahoriana
    Ireo esonao aza mba atao azy


REF : Fa sambatra ireo izay mitomany
Fa any aoriana any,
Dia ho faly izy ireo, hiravo izy ireo.




  1. Olombelona toa ahy, toa anao izy
    Na maloto sy mahantra dia tadidio
    Tsy ny harenanao no hiakaranao any.




  2. Tolory tanana aza ariana ireo namanao
    Fa herezo omeo fitiavana dia hivavao
    Fa tsy hanenenanao, ireo soa nataonao azy.




·