MPIRAHALAHY

RHL ( Rise Hight our Lord )

MPIRAHALAHY


MPIRAHALAHY


Raha ny mpirahalahy no mahay mifankatia
Afaka hifanohana ary hifampahery
Hiara-hitsangana , hanohitra ilay ratsy
Hamaha ilay fatorana , izay mangeja atsika


Ny ho avy antenaina, fa fiainana mamiratra
Ny tarantsika izao , ataontsika miadana
Avelao ho gisitra any ireo mbola te hiosona
Reo te hiavaka fa olona voafatotra


Raha I Kristy no avela hamonjy
Dia ho hitanao fa hivaha ilay fatorana


Na na nana na na na …


·