Mpiandry ondry

SLK Ambohidroa

Mpiandry ondry


Ary nisy mpiandry ondry tamin’izany tany izany
Nitoetra tany antsaha, nitandrina ny ondriny
Tamin’ny alina (2) nitandrina ny ondriny (2)
Misasak’alina


Ary nisy anjelin’ny Tompo nitsangana teo anilany
Ary ny voninahitry Tompo no najelanjelatra
Dia raikitahotra izy (2)
Natahotra mihintsy izy


·