Mpanompo ihany
GAEKFI (Isoavimasoandro)
“Mpanompo ihany”
×2 |]_ Omeko, Omeko ry Tompo
_ Omeko Anao manontolo
_ Ny tenako, sy ny fanahiko
_ Mbamin’ izay rehetra fananako
Ref:_ F’ izaho anie, dia mpanompo ihany
_ Asa- tananao, fitaovana ihany
_ Ka fifaliako, izany hoe ilainao sy ampiasainao
_ Koa Jesosy ô, inty aho iraho aho
×2 ||]_ Ekeko, Ekeko ry Tompo
_ Ekeko izay fitondranao ahy
_ Izay sitrakao no ataovy amiko
_ Ataovy fa ho ankatoaviko
×2 Ref:_ F’ izaho anie, dia mpanompo ihany
_ Asa- tananao, fitaovana ihany
_ Ka fifaliako, izany hoe ilainao sy ampiasainao
_ Koa Jesosy ô, inty aho iraho aho
×3 Koa Jesosy ô, inty aho iraho aho