Mpanjakan'ny voninahitra (Hosanna)
Hillsong Worship
Mpanjakan’ny voninahitra (Hosanna)
Mpanjakan’ny voninahitra
Hidina amin’ny afony
Mameno ny tany, Mameno ny tany.
Eeeh! eee!!
Ny fitiavan’ny hindra-fony
Manadio ny fahotana
Andao hihira, Andao hihira
.
*Hosana! hosana!
Hosana amin’ny havo indrindra (x2)
Ny zanakao rehetra
Nasandratrao ambony indrindra
Fa mino Anao, Fa mino Anao
.
Mivavaka aminao aho
Hitady ny tavanao
Mitsaoka Anao, Mitsaoka Anao
*Hosana! hosana!
Hosana amin’ny havo indrindra (x2)
…
Sitrano, diovy ny foko
Sokafy ny masoko
, mba ahita anao
Tiako loatra ianao satria
,
Ianao tia ahy!
Ny foko atalotro ho Anao
Ho tonga aminay ny fanjakanao
Miaraka aminao aho
Mandrakizay
.
…
*Hosana! hosana!
Hosana amin’ny havo indrindra (x4)
Hosana amin’ny havo indrindra
Hosana!… Masina!…