mpanjakan'ny mpanjaka
Chorale Taratr'i Maria
mpanjakan’ny mpanjaka
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery e mpanjaka mahery
Jesoa Kristy ilay mpanjakantsika e
Mpanjaka mahery mpanjaka mahery
mpanjaka mahery
Mpanjakan’ny mpanjaka Izy ilay Tompon’ny Tompo
Ilay mahery indrindra Izy e
Ooo hobio ankalazao ilay Mpanjakantsika e
Tompon’ny lanitra Izy ilay be voninahitra Zanak’Andriamanitra
ooo DERAO ankalazao ilay Mpanjakantsika e
Ilay nanetry tena hitondra famonjena
hiaro ny firenena Izy e
ooo HIRAO ankalazao ilay Mpanjakantsika