MPANJAKA LEHIBE

Ktlm Andrirahona Ambohibao AntampontanĂ na

MPANJAKA LEHIBE


Hoderaiko ilay Tompo sy Andriamanitro
Hoderaiko fa lehibe tsy manam-paharoa


Jesoa Kristy mpanjaka
Tompon’izao rehetra izao Ianao
Faly izay manana Anao
Miadana ny fo fanahy handova fiainam-baovao


Hoderaiko ilay Tompo sy Andriamanitro
Hoderaiko fa lehibe tsy manam-paharoa


Tsy misy izay tsy hainao atao
Fa lehibe ny voninahitrao
Tena Tompo masina Ianao
Manome fiadanana Ianao


·