MPANAZAVA TAFAJORO
Mpanazava sy Tily eto Madagasikara
MPANAZAVA TAFAJORO
Mpanazava tafajoro, miasa tsy manahy
Vonona hivoatra, hikolo, saina tena sy fanahy
Ny handresy lala-dava antenainay
Fa mahery sy mazava lay Jesosinay
Lamakoy hanakoako hanaporofoina
Fa tsy miova tsy miato ny tangan-kevitra hijoroana
Ny Hanompo ilay Jesoa ary hanampy ny hafa
Hiasa ho an’ny Nosinay Gasikaranay