Mpamonjinay 'zay tonga zazakely

Antokom-pihira Vetson'i Siona

Mpamonjinay ‘zay tonga zazakely


I. Mpamonjinay ‘zay tonga zazakely
Midina ety, honina ankaikinay
Lavitra anao, tebiteby hatrany
F’anilanao no matoky izahay


II. Mpamonjinay anaty tranonomby
Izany ve ry Tompo no lapanao
Hotsroanay raha sendra mijaly
Fa tenanao mba nahantra ho anay


III. Mpamonjinay ny alina mangina
Vitsy tokoa ‘reo mba mihevitra anao
Ndreto izahay te hamaly fitia
Ny hiranay raiso hidera Anao


IV. Mpamonjinay Zosefa sy Maria
Faly tokoa sady mitsaoka Anao
Toa azy ireo noirianay ry Tompo
Akaikinao ny fonay mba hadio


© Vetson’i Siona


·