Mody ny masoandro

AMAF - Antoko Mpihira Andravoahangy Fivavahana

Mody ny masoandro


Mody ny masoandro, mangina ny tontolo
Maizina ny andro, tsy misy velom-bolo
Injany any ho any, toreo ivaiva
Arahana tomany, izay hitako madiva.


Tonony:
Oh, tsarovy lahy, fa misy any ho any.
Hery ankiray tsy hita eto an-tany.
Jesoa be fitia Mpamonjy re
No hanavotra anao izay voageja eh.


Ny lalana toa kizo, ny aizina efa tamy.
Ny volana feno zizo fa manina any ho any.
Mirongatra ny sento, mameno ny endrikao.
Tsarovy eh, fa ny eto akany mitalaho.


·