MIZARA HAFALIANA
RHL ( Rise Hight our Lord )
MIZARA HAFALIANA
MIZARA HAFALIANA
Izahay zay mijoro sy mihira izao
Dia tonga mba hamangy anao
Hifamangivangy aminao
Mba hifampizara aminao ilay hafaliana
Izay azonay avy amin’ilay Ray
Ny tsara ny soa sy ny kanto rehetra zay niainana
Hifampizarana hiainanana
Nefa tianay koa entina hiarahana midera
Ilay mpamonjy tia ahy sy ianao (X2)
Lamakoy re ny tehaka kaloy mafy ny hiranao
Ataovy tsara ny dihinao hideranao lay mpamonjinao
Ary ry ny mozikanao ilay talneta nomeny anao
Arindrao kanto hideranao lay mpamonjinao
Izahay zay mijoro sy mihira izao
Dia tonga mba hamangy anao
Hifamangivangy aminao
Mba hifampizara aminao ilay hafaliana
Izay azonay avy amin’ilay Ray
Ny tsara ny soa sy ny kanto rehetra zay niainana
Hifampizarana hiainanana
Nefa tianay koa entina hiarahana midera
Ilay mpamonjy tia ahy sy ianao
Namako o ndao hitehaka tehaka tehaka
Kaloy mafy ny hiranao , dia mihira ianao dia mihira ianao
Ataovy tsara ny dihinao , mandihiza ianao , mandihiza inao
Ary ny mozikanao….
Lamakoy re ny tehaka kaloy mafy ny hiranao
Ataovy tsara ny dihinao hideranao lay mpamonjinao
Ary ry ny mozikanao ilay talneta nomeny anao
Arindrao kanto hideranao lay mpamonjinao