Miverina aminao
TAFIA ( tanora fifoahazana Anosivavaka)
Miverina aminao
- Nandany taona maro aho
nikaro-javatsoa,
nandany andro koa
nikasa izay mahasoa
tsy nahatsiaro ilay fitia
voatokana ho ahy
tsy nahatakatra ny lalana
voaomana ho ahy
réf : fa ankehitriny anie
miverina aminao
ka anio ihany koa
mifona aho mitalao
fa hivernina aho
eo antananao
fa eo ihany anie no mahatsara ahy
- Nadeha teny ny fotoan
ka dia nanara-po
nanaovako ihany koa
izay sitraky ny fo
tsy nahatsiaro ilay fitia
voatokana ho ahy
tsy nahatakatra ny lalana
voaomana ho ahy
réf : fa ankehitriny anie
miverina aminao
ka anio ihany koa
mifona aho mitalao
fa hivernina aho
eo antananao
fa eo ihany anie no mahatsara ahy
A/C : Sebastien Andriah