miverena ianao ry mpanota
Chorale Taratr'i Maria
miverena ianao ry mpanota
Ino gne mahavaria anao
Fa gny Tompo la mangaiky anao
Hagnafaky anao izy amy gn’aretinao
F’izy irery no hamonjy anao
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
Ny mitodika amy Tompo mba hifona
Ny Mibaboka amy ratsy zay natao
Zay nataon’ilay zaza mpandany
Mba hitodika indray any am’Rainy
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo
I Jesoa fa nanome Ohatra ho antsika
Tamin’ilay vehivavy nijangajanga
Aoka izay tsy nanota taminareo
No afaka hitora bato azy
Miverena ianao ry mpanota oh
Fa miandry anao ny Tompo