Miverena

Jaspy

Miverena


Ny lasanao รด avelao
Fa miantso ny Tomponao
Miantso anao izy anio
Ka mba valio


Fiverinana :
… Efa ela ianao no nandrasana
… Saingy ianao no tsy tazana
Tototrin’ny hadalana
Voarebin’ny satana
Miantso anao anio ny Tomponao
Ka valio sao nenina
Miangavy izy ny mitalaho
.. Ny mba hiovanao amin’ny ratsy fanao


Miandry anao hatrizay ela izay
Ilay tompo tia
Fa ianao no mbola naniasia
Anio tonga indray izany antso izany
Ka valio fa sao ity no antso farany


Fiverinana :
… Efa ela ianao no nandrasana
… Saingy ianao no tsy tazana
Tototrin’ny hadalana
Voarebin’ny satana
Miantso anao anio ny Tomponao
Ka valio sao nenina
Miangavy izy ny mitalaho
.. Ny mba hiovanao amin’ny ratsy fanao


Ny hevitrao dia tapaho
Fa miandry ny Tomponao
Tsisy foiny ho very
Saingy tsy sitrapo fa tsy an-tery


Fiverinana :
… Efa ela ianao no nandrasana
… Saingy ianao no tsy tazana
Tototrin’ny hadalana
Voarebin’ny satana
Miantso anao anio ny Tomponao
Ka valio sao nenina
Miangavy izy ny mitalaho
.. Ny mba hiovanao amin’ny ratsy fanao


Hatrizay ela izay no efa nahafantarana
Ny lalana tokony halehanao
Ny fidirana ao ambala no andrasany
Miverena fa sao ity no antso farany


Fiverinana :
.. Efa ela ianao no nandrasana
… Saingy ianao no tsy tazana
Tototrin’ny hadalana
Voarebin’ny satana
Miantso anao anio ny Tomponao
Ka valio sao nenina
Miangavy izy ny mitalaho
.. Ny mba hiovanao amin’ny ratsy fanao


…. mmmmm
Miandry anao hatrizay ela izay ilay tompo tia
… Miverena ianao eie eie
Koa miverena ianao izay nania
… Miverena ianao


·