Miverena
GAFLI
Miverena
- Raha mbola hibanjina zava-panahy
Ny mety miverina tsara amin’ny Tompo
Ka na inona zavatra mety hampanahy
Dia ny fanompoanao tsy ho voaloto
Ref: Fa ianao ve efa nandre ny antso
Ary efa namaly Azy hoe: “inty aho”
Dia efa nandray Azy koa tao anaty
Dia sahy nampandefitra koa ilay izaho
- Tsy vita amin’ny herin’ny nofo tokoa
Fa ao ny Fanahy efa miasa mialoha
Ny tenin’ny Tompo no tena ifikiro
Dia andeha miverena areheto ny jiro