Miverena

ERFAH

Miverena


          (1er_Coupet)

Moa tadidinao ve ilay nataon-tsikaroa fahiny
Ilay niaraka nivoady eh , Sy niara-ninina
Fa saingy indrisy fa banga aho
Ra nilaozanao , Marary ny fo ka mba sitrano
Vao tsy ankilanao


        (Demi_Couplet)

Fa ny toetrako eh! Afaka hovaina
Rehefa izay no azo antenaina
Fa ny fonao iraho hankatÿ
Mba valio eh! Na ho eny na tsia


        (Refrain)

Ka miverena , Miverena , Miverena
Fa manantena , Manantena , Manantena
Mba sokafy ny fonao×2
Fa efa nitalaho sy nifona aho×2


      (2em_Couplet)

Ireo adiady ireny , Tsy sitrakao omboeny
Tsy ho averiko intsony…
Miangavy anao ry neny , Fa zah mba efa niteny
Raha toaka efa tony ny fonao
Ka miangavy , Mba raiso aho fa mitalaho
Raha toaka efa tony ny fonao


        (Demi_Couplet)

Fa ny toetrako eh! Afaka hovaina
Rehefa izay no azo antenaina
Fa ny fonao iraho hankatÿ
Mba valio eh! Na ho eny na tsia


        (Refrain)

Ka miverena , Miverena , Miverena
Fa manantena , Manantena , Manantena
Mba sokafy ny fonao×2
Fa efa nitalaho sy nifona aho×2


·