Mivavaka aminao aho Raiko 0027

BOKIN-KIRA FIDERANA

Mivavaka aminao aho Raiko 0027


1.Mivavaka Aminao aho Raiko ô!
Mitalaho, miangavy raha azo atao
Hamarino, hamasino
Hiampify eo an-tratranao
Malama maina anie ny tany Ray
Halalaho, hazavao re ny saiko
Tomoera fahendrena
Ka ombay ny elatrao Ray


Fiv.. Indro aho Raiko ô
Manoto-tena mba ho Anao
Santatra ampifatiana indray .
Lay tanàna kanto loatra
Henika ny anjely maro
Hafaliana, hamamiana, fitsikiana
Fitoviana, fitoviana ananana
Mino aho Ray ô ! mino aho Ray ô !
Mino aho Ray ô ! fa homba ahy Hianao


2.Mba jereo ity fiainan janakao
Aza avela hanjeny toy ny tadio
Sakambino moramora
Ka ho tena tsara fihafara
Tsofy rano re’ty sombiniaina
Tsy ho resy fa handresy r’ilay Nahary
Ho tantely, ho modely
Mba ho voninahitrao ry Ray


·