MIVAVAHA HOAN'I MADAGASIKARA

ISAAC DE PAUL

MIVAVAHA HOAN’I MADAGASIKARA


Iza no mba namanay hivavaka (×3)
Ho an’ity Nosy ity
Dia i Madagasikara


I
Ny any am-pita anie
Manampy amim-bola
Sady mbola manohana am-bavaka
Ndao isika , hiray saina hivavaka
Ho an’ity nosy ity dia i Madagasikara


II
Izaho saika very tamin’ny maizina
Raha tsy nisy nanolon-tena nivavaka
Raha izao dia mbola.vonona hivavaka
Ho an’ity nosy ity dia i Madagasikara


·