mivavaha

Chorale Taratr'i Maria

mivavaha


Mivavaha, na mandiso fanantenana, anao aza ny fiainana
Mivavaha, na mandiso fanantenana, anao aza ny fiaraha-monina
Mivavaha fa tsy handiso fanantenana anao Andriamanitra o
hankaiza moa izahay Jesoa raha tsy ho ao aminao


Lombaho ahay lombaho ahay lombaho ahay Jesoa o
Lombaho ahay lombaho ahay lombaho tsy hiala anao


Zava-poana ny ady atrehinay
Raha tsisy ny herinao miaro anay Tompo
Na dia mafy ny olana sedrainay isan-andro
Mahery ahay miaraka aminao


Mivavaha fa tsy handiso fanantenana anao Andriamanitra o
Hankaiza moa izahay Jesoa
Raha tsy ho ao aminao


Lombaho ahay lombaho ahay lombaho ahay Jesoa o
Lombaho ahay lombaho ahay lombaho tsy hiala anao


·