MIVAVAHA
Ny Feo Mamatonalina
MIVAVAHA
Mivavaha ianao ka aza mety sasatra ry nofinidin’Andriamanitra
Fa ny Ray Tsitoha hihaino anao hihaino fatratra izay maharitra
Ny vavakao (ny vavakao atao) taraina sy talaho
miloatra avy ao am-po, Fa fefika manjo
Ny vavakao taraina atao mandra-maraina
atao mandra-kariva na dia efa iva ny herinao
ny vavaka no hamaliana anao
Ka hody rariny ihany ny talaho