MIVALO

Groupe AGAPE Mahajanga

MIVALO



  1. Efa ela be rô aho nagnano adalana
    Sy nahasiaro tena tamin’ny fahotana
    Kanefa noho Jeso dia tonga saina
    Ka mivalo aho ro, mivalo aho Aba.


Ref:
Mivalo aho rô, mivalo aho Aba
Mivalo Aminao aho Jesosy fa efa trotraka
Ta hody aho rô, ta hody aho Aba
Ta hody Aminao aho Jesosy raha toa
ka sitrakao



  1. Manombok’izao iaho dia olona vaovao
    Sy haditry sana iaho, fa hanaraka Anao
    Raiso aho Jeso ho mpanomponao
    Ka raiso aho rô, raiso aho Aba


A/C: Bernard Richard


·