MITSOFA ANJOMARA
Ktlm Andrirahona Ambohibao Antampontanàna
MITSOFA ANJOMARA
Mitsofa anjomara avo feo ianareo
Mitsofa anjomara mba hanakoako
Miantsoa fahafahana ho an’ny rehetra
Miantsoa ho ren’ny tany
Dia aza mijinja zay tsy mba nafafy
Fa mamafaza ianareo mba hamoa
Ilay tenin’ny Tompo no hafafazo
Mba hiotazana voa
Dia amin’ny andro fanavotana
No hitsofanareo anjomara
Eran’ny taninareo.