Mitsangana Mandehana
Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Mitsangana Mandehana
- Miantso anao ny Tompo ka mitsangàna
Ndeha ianao, mitsangana Mandehana
Matokia, tsy irery ianao
F’izy anie, hialoha ny lalanao (anao)
Ref:
Mitsangana mandehàna, ka mitoria
Ataovy tonga mpianatro ny firenen-drehetra
Ialao ny taninao……..O ô ô ô
Ndehana izao de izao….O ô ô ô
Fa ny finoanao……….O ô ô ô
No nahavonjy anao…….O ô ô ô
- Ndeha hanompo, fa tsy hotompoina
Hitandrina ny didiko, no anirahako anareo
Ampianaro, manerana ny tany
Izay nampanaoviko sy nandidiako anareo….O ô ô ô